| Entrée | 1 Rajaonarivelo Auguste |
| Mots élémentaires | 2 Rajaonarivelo, 3 Auguste |
| Partie du discours | 4 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] |
| Explications en malgache |
5 Rajaonarivelo Auguste (1890-1957)
6 (Anarana indrana: Auguste Rajon, 7 Astre) [3.1] 8 Anisan' ny mpanoratra manan-talenta sy mikaly indrindra ary nanoratra betsaka koa 9 Auguste Rajon - izay anarana indrana ihany, toy ny hoe 10 Astre koa - fa Auguste Rajaonarivelo (1890-1957) no tena anarany. [2.314] |
| Vocabulaire | 11 Histoire: personnages 12 Littérature: auteurs |
| Ouvrages littéraires |
13 Angolangolan' ny Tanora 14 Havesatry ny harena 15 Robin' Ikamadonto 16 1933 Bina 17 1958/02/27 Antananarivo miantsena 18 1959 Afon' Antongona |
| Mis à jour le 2025/11/20 |
|